Entrée | fanoitra (oitra) | |
Partie du discours | nom | |
Définition malgache | Vy na hazo anaingana zava-mavesatra ¶ Zavatra atao hampirisika hanao zavatra iray: Ny fanantenam-bokatra no anisan' ny fanoitra lehibe mahatonga ny olona hiasa [Rajemisa 1985] | |
mpamporisika na mpanentana [SLP 1986] | ||
Traduction anglaise | [Mod. s. from manoitra (oitra).] A lever, a handspike, a crow-bar. [Richardson 1885] | |
a lever [Hallanger 1973] | ||
Traduction française | levier [Hallanger 1974] | |
levier; facteur stimulant, aiguillon ¶ fanoitra kilasy voalohany: levier du premier genre ¶ fanoitram-panalalahana ny lalantaratasy: levier de dégagement d'un galet d'interligne. ¶ fanoitram-panovana elanelan'andalana: levier de changement d'interligne. [SLP 1986] | ||
Vocabulaire | Outils | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |