|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanolorana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  olotra
Explications en malgache  4  [1.1] Fanakaikezana, fifanakaikezana: Ny fanoloran' ny tranonay roa lahy no nahatonga anay ho mpinamana
Explications en français  5  [1.3#461] l'acton de se rapprocher, la contiguïté, la proximité

Entrée (2/2)6  fanolorana
Partie du discours  7  nom
Radical  8  tolotra
Tous les mots composés 
Explications en malgache  10  [1.1] Fandrosoana ny tanana manome zavatra olona: Ataovy amim-panalana ny fanolorana ny boky an' ny mpampianatra, fa aza atsipy fotsiny
Fanomezana (zavatra): Tsy hohadinoin' ny firenena ny fanolorany ny ainy ho an' ny tanindrazana
Explications en français  11  [1.3#718] l'action d'offrir, la personne à qui l'on offre, le motif
Exemples  12  [2.59#] koa izay ataony fetra fanolorana, dia anaovanay koa.
13  [2.285] Hoy i Charles Ravoajanahary, ao amin' ny teny fanolorana ny Fofombadiko, izay asa soratr' i Emilson D.

Mis à jour le 2025/08/10