|
|
|
|

Entrée1  fanomanana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  omana
Tous les mots composés 
Explications en malgache  5  [1.1] Fanaovana vonona mialoha izay ilaina amin' ny fanatanterahana zavatra iray
Explications en français  6  [1.3#461] l'action de préparer
7  [1.13] préparation
Exemples  8  [4.27#] Ny tena maika indrindra dia ny fanomanana ny fifidianana.
9  [2.356#] Ny fanomanana io fanadinana io anefa dia sady ilana fotoana no ilana vola.
10  [2.445#] Tsy kabary fe kabary anefa izany fa lahateny nilana fanomanana lalina sy naharitra.

Anagrammes  11  fanomanana, nanafoanam

Mis à jour le 2025/08/10