|
|
|
|

Entrée1  fanomezana
Radical  2 ome
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fahafoizana: Misy fanomezan-dra eny amin' ny hopitaly anio.
5 Zavatra omena: Sarobidy itỳ fanomezana nataonareo itỳ fa misaotra indrindra. [1.1]
Explications en anglais  6 a gift. [1.7]
Explications en français  7 l'action de donner, le présent, le don. [1.3]
8 don. [1.8, 1.13]
9 cadeau. [1.8]
Exemples  10  fanomezana lanja ny mpikaroka eo an-toerana; [2.445]
11  Ary tsy mety ho hadinonay ny fanomezana izany. [2.59]
12  Hafaliana moa ny azy eo am-pandraisana izany fanomezana samihafa izany. [2.643]
Morphologie 
13  Simple :
14  Préfixée :
Tous les mots composés  15  5 combinaisons de ce mot
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot
Article  17 Randzavola: fanomezana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/11/09