Entrée fanondritana (tondritra)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanatodihana; fanolahana; fitanana zaza eo anelakelaky ny lohalika roa mba hivalanany tsara: ankinina amin' ny tratra ny lohany ary somary aingaina kely ny tongony [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31