Entrée fanonganana (ongana)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanjerana zavatra ka ny lohany no atao ambany; fanesorana, fampietrena olona amin' ny toerana ambony nisy azy [Rajemisa 1985]
Définition française l'action de renverser, le motif [Abinal 1888]
Exemples 
1Efa noheverina elaela ihany io fanonganana io. [Razoharinoro: Soratra, page 63]
2Raha misy ny fandikàna ny andàlana etsy aloha, dia ambaran' ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana ny sazy fanonganana. [Fanjakana: Lalam-panorenana]
Mots composés, titres, noms 
Articles 

2019/01/07