Entrée fanongonana (songona)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fihoarana ny hafa amin' ny fifaninanana: Ho nahazo voalohany ny soavaliko raha tsy ny fanongonan' ny soavalinao
Fisosohana hiteny nefa mbola misy miteny: Tsy tsora ny fanongonana ny olona izay miteny
Fanomezana vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Saika lasako ilay omby raha tsy ny fanongonan-dRabe ahy fa nanome ariary zato ambony izy [1.1]
Synonymes fisongonana

Mis à jour le 2023/01/05