Entrée fanongotra (ongotra)
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Fomba entina manongotra, manala hatramin' ny fakany, manatsoaka tanteraka
Azo ongotana, tokony hongotana: Fanongotra dieny mbola kely ny fahazaran-dratsy [1.1]

Entrée fanongotra (tongotra)
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Fomba entina manongotra, izany hoe mandray amin' ny tongotra
Azo tongorana, raisina amin' ny tongotra [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20