Entrée fanoto (toto)
Partie du discours nom ou adjectif
Définition malgache Fomba entina manoto: Ny fanoton' ny omby
¶ Azo totoina: Ny tsaramaso tsy mba fanoto [Rajemisa 1985]

Entrée fanoto (toto)
Partie du discours nom
Définition malgache Fitaovana entina mamotipotika zavatra na mikosika ny vary akotry hialan' ny hodiny ao anaty laona: Hazo boribory lovoiava mazàna ny fonoto [Rajemisa 1985]
Définition anglaise A pestle, a rammer
¶ an iron crow-bar. [Richardson 1885]
 pestle [Hallanger 1973]
Définition française pilon [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2012/11/15