Entrée | 1 fanotra |
Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
Radical | 3 otra |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fomba entina manotra, misafo sady mamoritra amin' ny tanana mba hampalefaka ny hozatra marary na vizana na mivonkina Azo orina |
Anagrammes | 5 fanotra, fantaro |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |