Entrée fanozona (ozona)
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Fomba entina manozona
Azo ozonina: Tsy mba fanozona ny zanaka nateraka [1.1]
Explications en français Celui qui mérite d’être maudit, manière de maudire [1.3]
Exemples fa ny fanondron' ny mpanozon-doha iray ataony misakana ao an-tendan ny akohokely, tsy hilatsahan' ny tangena any an-kibony, ary ataony faingana ny fanozona ny hovelomina [2.857]

Mis à jour le 2023/01/08