Entrée Faraony (fara, ony)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Définition malgache renirano lehibe miandoha ao atsimon-Ifanadiana (avaratra-atsinanan' i Fianarantsoa), dia miatsinanana somary mianatsimo, mandala eo avaratr' i Sahasinaka, dia mivarina amin-ny ranomasina eo avaratr' i Manakara [Ravelojaona 1937]
Traduction française fleuve de la préfecture de Farafangana [Rajemisa 1966]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/11/22