|
|
|
|

Entrée1  fasana aniritra
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  fasana, aniritra
Explications en malgache  4  [1.1] fasana atao vonjimaika ambara-pitondra ny maty ao amin' ny fasan-drazana; matetika ny fasana aniritra dia lavaka vita rarivato amin' ny lafiny efatra ka saronana vato fisaka izay atao rako-pasana, ka io no rangolahy amin' ny fasana aniritra

Mis à jour le 2025/07/29