Entrée |
fatakana
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | [Sihanaka]
vero
[Rakotosaona 1975]
|
| [Tanala]
zava-maniry, karazam-bero [Rakotosaona 1975]
|
| vero lava, mitovitovy amin'ny fary izy, saingy madinika lava be [Ndemahasoa: Antakay]
|
Traduction anglaise | [Provincial]
probably the name of a tall grass [Richardson 1885]
|
Traduction française | [Merina]
Neyraudia arundinacea (L.) Henrard (Poaceae). Emplois en vannerie : paniers, nasses.
[Boiteau 1997]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Neyraudia arundinacea |
Exemples | Nalaina ny lavenom-boarano, indro ny tain' omby tsy hita reny, ny fatakana, mitolefika, ny longozy zondy, ny sakarivo masiaka [Ndemahasoa: Antakay, page 40]
|
Citations |
|