|
|
|
|

Entrée1  fehikibo
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  fehy, kibo
Explications en malgache  4  [1.1] Anja-koditra na zavatra hafa atao fehy eo amin' ny kibo
Explications en anglais  5  [1.2] [fehy kibo] A girdle, a girth. fehin-kibo also used
6  [1.7] a belt
Exemples  7  [2.649#] Ny basiny nahankiny tamin' ny rindrina, ny lefona teo anjoron-trano, ary fehikibo hoditra sy ny moara inihantokantona nanodidina ny efi-trano.
Vocabulaire  8  Economie: vêtements
Autres orthographes  9  fehinkibo, fehinkibo

Mis à jour le 2025/07/29