Entrée | 1 fehintenda |
Partie du discours | 2 nom |
Mots élémentaires | 3 fehy, tenda |
Explications en malgache |
4 [1.1] Karazan-kaingo na fombampitafiana afehy manodidina ny tenda mba hampahafana ny tenda, indrindra raha mikohaka |
Exemples |
5 [2.436#] Taty aoriana, rehefa tsara akanjo ny olona (fa niditra betsaka ny karazan-damba vahiny), dia nampiseho soroka an-kavanana indray ny tovolahy mpihaingo mba hisehoan' ny fehintenda. |
Vocabulaire |
6 Economie: vêtements |
Autres orthographes | 7 fehitenda |
Mis à jour le 2024/12/12 |
![]() |