Entrée fesana
Partie du discours   nom
Définition anglaise   same as faisana [Richardson 1885]
Synonymes   faisana

Entrée fesana
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tanala] koba fanaova-mofo na zavatra hafa fonosina amin'ny ravina dia atono ho masaka na hitera-droniny [Rakotosaona 1972]
   Zavatra fonosin-dravina dia atono atao petakilasy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   dough, mincemeat. (Prov.) [Richardson 1885]
Définition française   [Tankarana] mets enveloppés, cuit à la broche
¶ emplâtre, cataplasme. [David 1952 (takila F)]
Dérivations  
Synonymes   fisana

2017/03/10