| Entrée | 1 fiaikena |
| Radical | 2 aiky |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 fanekena ny fahadisoan'ny tena [1.13] |
| Explications en anglais |
5 confession, admission, submission [1.7] |
| Explications en français |
6 Comme fiekena [1.3#10] 7 confession, aveu, soumission [1.8] 8 aveu [1.13] |
| Exemples |
9 Mba hanamarinana an' izany fiaikena izany, dia ampahatsiahivina fa nivory tao anatin' ny firaisan-tetika
[4.27#]
|
| Vocabulaire | 10 Emotions |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|