| Entrée | 1 fiainginaingina |
| Radical | 2 ainginaingina |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fomba na toetran' ny zavatra na olona miainginaingina, izany hoe miteronterona, mipetraka amin' ny toerana avo [1.1] |
| Explications en français |
5 L'état d'élévation [1.3] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|