| Entrée | 1 fiakarana |
| Radical | 2 akatra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fisondrotana avo, fandehanana mananika havoana [1.1] |
| Explications en anglais |
5 an upward climb, ascent [1.7] |
| Explications en français |
6 Côte, montée, l'action de monter, de s'élever [1.3] 7 montée, ascension ; côte à monter [1.8] |
| Exemples |
8 Tsy sarotra loatra ny fiakarana noho ny bozaka misy hamikirana.
[2.499]
9 Ary nony niakatra ny fiakarana ny andriana, dia nandefa tafondro iray vava; [2.48] |
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 11 ary fanaka, 12 fiakarana, 13 ikafarana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|