|
|
|
|

Entrée1  fianteherana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  antehitra
Explications en malgache  4  [1.1]
Explications en français  5  [1.3#53] L’action de s’appuyer sur, de se confier à, de compter sur ; celui sur qui on s’appuie, sur qui on compte
Exemples  6  [2.445#] Ny fianteherana amin' izy ireny no miteraka finoana eo amin' ny olona tsirairay.
7  [2.606#] Koa mitranga eto amin'ity angano ity ny fihenan'ny fianteherana amin' ny fitambaram-be.
8  [2.296#] Koa asa na efa toetra mba nentin-drazantsika hatrizay na mba soritra noraisintsika tamin' ireo Talaotra nandalo teto kosa io fianteherana tafahoatra amin' ny lahatr' Andriananahary io.

Mis à jour le 2025/07/29