|
|
|
|

Entrée1  fiarahabana
Radical  2 arahaba
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Asa atao rehefa miarahaba: Ny fiarahabana dia mariky ny fahalalam-pomba [1.1]
Explications en anglais  5 a greeting ; congratulations [1.7]
Explications en français  6 salutation ; félicitation [1.8]
Exemples  7  hoy i Davida, tsy nisalasala fa, ho sitraky ny Governora ny fiarahabana. [2.270#]
8  Ny an' i Dada aloha, dia fiarahabana sy fanehoan-kafaliana no tena ventiny. [2.4#]
Article  9 Randzavola: fiarahabana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/11/17