Entrée | 1 fiatoana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 ato |
Tous les mots composés |
|
Explications en anglais |
6 [1.7] a pause |
Explications en français |
7 [1.8] pause, interruption |
Exemples |
8 [2.117#] Reraka tokoa ny tany raha volena tsy misy fiatoana toy izany. 9 [2.285#] ny rahona mandraraka azy tsy manantena fiatoana, fa mikitroka manjabe. 10 [1.369#] Izany no fihetsiky ny fiovam-penitra ara-kolontsaina tsy misy fiatoana. |
Anagrammes | 11 afotanay, anafitoa, atafinao, atafonay, fiatoana, itafanao, itafoana, tafainao, tafianao, tafoanay |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |