Entrée fibanjinana (banjina)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fijerena mifantoka tsara [1.1]
 L’action de regarder fixement, de contempler [1.374]
Exemples 
1Tena azo tanterahina io maha eo an-toerana miaraka amin' ny fibanjinana io; [1.369]
2Isaky ny nivory dia ireo fanaka sarobidy ireo no toy ny nampahatsiaro ny lasa, anefa koa nampa-hery tamin' ny fibanjinana ny hoavin' ny Fiangonana. [2.356]

Mis à jour le 2023/01/08