Entrée fibatana (bata)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanaingana amin' ny tanana, fanonjonana [Rajemisa 1985]
Définition française l'action de soulever avec les mains, l'instrument pour soulever [Abinal 1888]
Définition française manutention, levage [SLP 1986]
Exemples Tonga tsy nantsoina ny mpiasa efa nandry tsirangaranga niandry ny hiverenako, nony nandre ny feoko nihiaka tao anaty tranohevam-piarakodia, ka ny valiny hitako aloha dia ny fibatana ny maratra ho any an-trano. [Andriamalala: Vohitry]

2017/05/23