Entrée fibiriohana (birioka)
Partie du discours nom
Définition malgache Fivilianana any amin' izay tsy izy; fisompiranana any amin' ny tsy tokony haleha: Mandehana miadana fa atahorako ny fibiriohan' ny fiara any an-kady
¶ Fandosirana, filefana [Rajemisa 1985]

2009/02/23