|
|
|
|

Entrée1  fibohaka
Radical  2 bohaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fisavovona (fiteny indrindra amin' ny zavatra mihofakofaka sy miefakefaka):
5 Mahatsikaiky ny fibohaky ny volon' io zazalahy io
6 Fandanilaniana foana, fanobatobana [1.1]

Mis à jour le 2025/11/13