Entrée fibonoka (bonoka)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba entina mibonoka, izany hoe mirakotra tsara manodidina (ny loha sy ny vatana) mba hafana tsara [Rajemisa 1985]

2009/02/23