Entrée fidabohana (daboka)
Partie du discours nom
Définition malgache Fianjerana (amin' ny tany), fahalavoana: Naratra mafy izy tamin' ilay fidabohany tamin' ny tany
¶ Fatoriana mivalampatra: Vizaka loatra izy ka tsy andriny ny hidabohany teo am-pandriana
¶ Fiaiken-keloka na fibabohana amin' ny hadisoana: Nampalahelo indray ny nahita ny fidabohan' ilay zaza mpandany teo anoloan-drainy [Rajemisa 1985]

2009/02/23