Entrée fidanadanana (danadana)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fivohana tanteraka (varavarana, vavahady): Ny fidanadanan' ny vavahady no nahafahan' ny omby nivoaka
Fisokafana manontolo: Maha-te-hidera ny fidanadanon' ny fon' ny olona be antra [1.1]
Explications en français L'état de ce qui est ouvert [1.3]

Mis à jour le 2023/01/05