Entrée fidilorana (dilotra)
Partie du discours nom
Définition malgache Fikasohana mamoaka feo midridroka, fikitrohana: Tsy tantiko ny mandre ny fidiloran' ny nifin' io zaza io rahalina [Rajemisa 1985]
Synonymes fidilotra

2009/10/19