|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fidina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  fidy
Explications en malgache  4  [1.1] alaina izay tiana, alaina izay tsara fantenana, jobonina, tsongoina
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] to be chosen
6  [1.2] to be selected
Explications en français  7  [1.8] qu'on choisit
Exemples  8  [1.1] I Madagasikara no fidiko amin' ny tany rehetra
9  [1.38] Kanefa misy izay tsy maintsy ho nofidiny aloha
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Entrée (2/2)14  fidina
Partie du discours  15  nom
Radical  16  idina
Explications en malgache  17  [1.1] Fomban' ny zavatra midina, izany hoe mandeha avy ambony ka milatsaka ambany: Ela loatra ny fidin' ny lasantsy
Explications en français  18  [1.3] manière de descendre
Morphologie 
19  Simple :

Anagrammes  20 fadiny, 21 fanidy, 22 fidina, 23 finday

Mis à jour le 2025/09/12