Entrée fidinginana (dingina)
Partie du discours nom
Définition malgache Fijoroana manondro lanitra: Fidinginan' ny rambon' osy
¶ Fiakarana avo dia avo tampoka: Nahagaga ny fidinginan' ny vaton-dRakoto tamin' ny fifidianana farany tao [Rajemisa 1985]

2009/02/23