Entrée fidirana (iditra)
Partie du discours nom
Définition malgache Asa atao rehefa miditra: Sarotra ny fidirana amin' io fikambanana io
¶ Toerana voatokana hidirana, izany hoe hitsofohana amin' ny toerana iray, trano, saha: Itỳ no fidimna ato amin' ny saha
¶ Vola aloa amin' ny fijerena fampisehoana na fandraisana anjara amin' ny lanonana iray: Ohatrinona ny fidirana amin' ity rindran-kira itỳ? [Rajemisa 1985]
 fitsofohana [SLP 1986]
Définition anglaise an entrance. [Richardson 1885]
Définition française entrée, admission, pénétration [SLP 1986]
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Natao ny fanadinana fidirana tao amin' ny sekoly. [Ravelomanana: Lalana, page 28]
2ary nanome fidirana hoan'ny olona maro mba ho be no ho tonga; [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 217]
Citations 
Illustrations 

2017/10/28