Entrée | 1 fidodododoana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 dodododo |
Explications en malgache |
4 [1.1] Firiotana haingana; fahatongavana maika dia maika, tsy mangataka andro: Misaotra indrindra amin' ny fidodododoanareo mamangy anay amin' izao fahoriana izao |
Explications en français |
5 [1.3#111] L’action de s'empresser, de se hâter, d'accourir, d’avoir recours à, celui auquel on a recours |
Exemples |
6 [2.313#] hita mifangaro eto ny mariky ny alahelo lehibe, toy ny fahatankinana, ny fiahiana izay momba ny ara-nofo ary ny fidodododoana eo akaikin' ilay Mpandahatra ambony indrindra.
|
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |