Entrée fidonanahana (donanaka)
Partie du discours nom
Définition malgache Fipetrapetrahana tsy miasa fa mitanàka foana eo: Ny mazàna mahatarika amin' ny hevi-dratsy rehetra dia ny fidonanaham-poana [Rajemisa 1985]

2010/12/07