Entrée fientanana (entana)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fahatairana sy fiaingana tampoka any anaty, fiontanana: Fientanan' ny fo [1.1]
Explications en français L’action de tressaillir [1.3]
Exemples 
1Mamoha fientanana tsy mbola tafapoitra tanteraka ao amin' ny olona ny soratra; [2.285]
2Hany ka, noho ny toe-javatra nafanafana tao amin' io faritr' izao tontolo izao io, dia nisy fientanana vaovao hanao fikarohana teolojika. [1.369]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/08