Entrée fifamihina > fifamihinana
Partie du discours nom
Explications en français Accolade [1.4]
 Cohérence [1.66]
Exemples 
1fotoana hamihinana, ary fotoana hifadiana ny fifamihinana. [2.996]
2Niverenan'ity lehilahy nojerena ilay felatanany havia izay toa mbola mitahiry ny fifamihinana nifanaovany veloma tamin'ireo Sakalava miaramilany [2.895]
Morphologie 
Simple : fifamihinana, fifamihinako, fifamihinanao, fifamihinany, fifamihinantsika, fifamihinanay, fifamihinanareo, fifamihinan', fifamihinan-, fifamihinam-, fifamihina-
Préfixée : -pifamihinana, -pifamihinako, -pifamihinanao, -pifamihinany, -pifamihinantsika, -pifamihinanay, -pifamihinanareo, -pifamihinan', -pifamihinan-, -pifamihinam-, -pifamihina-