| Entrée | 1 fifampitaizana |
| Radical | 2 taiza |
| Partie du discours | 3 nom |
| Exemples |
4 Mety ho saro-tadiavina toy ny aretin-jaza mena vava izany kanefa farafaharatsiny, hatomboka dieny izao satria sao mahazo vahana sy mitady hiorim-paka ary atahorana sanatriavina ho lasa kolotsaina sy fifampitaizana ka holovain-taranaka.
[1.368#]
|
| Mis à jour le 2024/12/11 |
|