| Entrée (1/2) | 1 fifanekena |
| Radical | 2 eky |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fifanarahana ataon' olona roa tonta momba ny zavatra iray ka samy manana andraikitra amin' ny fanatanterahana izany ny an-daniny sy ny an-kilany
[1.1] |
| Exemples |
5 Hoy ny andininy anankiray ao amin'io fifanekena io
[2.508#144]
6 Tsy novitainay tamin'ny resaka anefa izany fa nanaovanay fifanekena [2.356#55] |
| Entrée (2/2) | 7 Fifanekena |
| Partie du discours | 8 nom |
| Explications en malgache |
9 Io boky io no mitantara mivelabelatra ny famoahana ny Lalàna mifehy ny Fanekempihavanana Taloha, ka mitaona hiala amin' ny toetra ratsy sy hiraiki-po amin' Andriamanitra
[2.611#34] |
| Vocabulaire | 10 Ecritures Saintes |
| Synonymes | 11 deoteronomia, detoronomy |
| Anagrammes | fifanekena, Fifanekena |
| Mis à jour le 2026/01/10 |
|