|
|
|
|

Entrée 1  fifangaroana
Radical  2 haro
Partie du discours  3  nom
Exemples  4  Tsy ny fifangaroan' ireo akory no maninona, fa ny fifandro-ritany no mahatahotra raha misy. [2.285#111]
5  Ny mateti-piseho dia fifangaroana olona samihafa fiaviana no mandrafitra fiaraha-monina iray. [2.445#11]
6  Tsara marihina fa io rafitra misy fifangaroana io dia efa noeritreretina fony nanangana ny CES tany am-boalohany. [4.27]
Morphologie 
7  Simple :
8  Préfixée :

Mis à jour le 2026/02/26