Entrée fifaninana (inana)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba entina mifaninana, miady izay hahazo voalohany na hahavita tsara [1.1]
Explications en français La rivalité, l'émulation [1.3]
Exemples Ampiroboroboina ny fifaninana amin' ireo izay manolo-tena handray ny orinasa, ny birao misahana ny fanadihadiana, ny banky izay mety handray anjara amin' izany. [4.27]

Mis à jour le 2023/01/09