| Entrée | 1 fifaninanana |
| Radical | 2 inana |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fiezahan' olona maro miady izay hahazo voalohany na hahavita tsara
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 rivalry; a contest, a competition
[1.7] |
| Explications en français |
6 compétition, concours
[1.8, 1.13] 7 rivalité [1.8] 8 concurrence [1.13] |
| Exemples |
9 Misy fifaninanana mamaly fanontaniana.
[2.332]
10 Tsy nisy fifaninanana nakotrokotroka toa izany! [2.298] 11 Nisy fifaninanana momba ny fanatanjahan-tena tany Anta-nanarivo. [2.332] 12 Nisy koa fifaninanana nifanaovan' ny Tily avy any Paris sy ny Tily avy any Bordeaux, isaky ny lasy. [2.356] |
| Tous les mots composés | 13 2 combinaisons de ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|