Entrée fifantenana
Partie du discours nom
Définition française choix, sélection, triage [SLP 1986]
  [Merina] (de fantina : choix, triage) Action de trier, de sélectionner des plantes. [Boiteau 1997]
Exemples 
1Hita misongadina amin'izany fomba izany fa malalaka ny tanora eo amin'ny fifantenana izay ho vadiny. [Razafiarivony: Harivolana, page 66]
2Nony vita ny fifantenana, antontam-pitafiana kely tsy mahafeno valizy iray no nifanarahana fa "azo aseho. [Andraina: I Vola, page 14]

2019/01/04