Entrée fifindrana (findra)
Partie du discours nom
Définition malgache Fiovana toerana: Mandany mandrakariva ny fifindrana trano
¶ Fiovana ho: Rehefa amin' ny antoko iray ianao, sarotsarotra ihany ny fifindrana amin' ny antoko hafa [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the act of moving; a change of residence [Hallanger 1973]
Définition française action de changer de domicile [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms 

2013/04/11