Entrée fiforonana (forona)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba iforonana, izany hoe isiana, ahatongavana ho...; fisiana: Lazao raha fantatrao ny fiforonan' ny rahona [Rajemisa 1985]

2009/02/23