|
|
|
|

Entrée1  fifoterana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  fotitra
Explications en malgache  4  [1.1] Fiverenana amin' ny tena indray ny nataon' ny tena tamin' ny hafa: Namono an' io bibilava io ianao, nefa tsy nahafaty azy: tandremo ny fifoterany aminao
Explications en français  5  [1.3#189] L’action de se mettre dans un sens opposé, de se retourner contre, l’interversion, le renversement, l’inceste
Exemples  6  [1.519#] Teny miainga avy amin' ny fifoterana amin' ny olom-pady na zavatra tsy tokony hatao mihitsy no heno amin' izany.

Anagrammes  7 fiforetana, 8 fifoterana, 9 firefotana

Mis à jour le 2025/09/12