Entrée fihahaka (hahaka)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny zavatra mihahaka, miparitaka: Ny fihahaky ny ondry eny an-tsaha [Rajemisa 1985]
Définition française dispersion [SLP 1986]
Synonymes fiparitahana

2009/09/09