Entrée fihalontralona (halontralona)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomban' ny zavatra mihalontralona, izany hoe mamirapiratra mivalombalona toa onjan-drano: Endrey izany fihalontralon' ny firavaka volamena nanaovany [Rajemisa 1985]

2009/02/23