Entrée fihanjahanjana (hanjahanja)
Partie du discours nom
Définition malgache Tsy fitondrana lamba na akanjo handrakofana ny vatana; fiboridanana, fihanjahana
¶ Fitondrana akanjo vitsy foana na manify: Tsy mangatsiaka ve ianao amin' izao fihanjahanjanao izao? [Rajemisa 1985]

2012/11/17